Etape voalohany: Manokatra kaonty na misoratra anarana ao amin'ny tranonkala AdFly.
Etape faharoa: Mitady lien ho afohezina (jereo ny sary eo ambany)
Ohatrinona ary amin'ny fomba ahoana no ahazoana vola avy amin'ny AdFly ? Amin'ny alalan'ny fanaparitahanao (facebook, twitter, commentaires) an'ilay lien vaovao avy noforoninao no ahazoanao vola, ka arakaraka ny habetsakan'ny olona mi clikE an'ilay lien vaovao no vola miditra aminao.
Amin'ny ankapobeny dia $1-$3 no azo avy amin'ny click 1000 (miovaova arakaraka ny firenena iavian'ilay olona mi clik). Lien voalohany < www.vola-internet.info >
Lien vaovao < http://adf.ly/1MUzaE >
Porofo:



