Fomba iray azo ampiasaina mba
hahazoam-bola avy eto amin'internet ny Finday. Betsaka ireo application android
izay efa voaporofo fa manefa, iray amin'izany ity manaraka ity: Whaff Reward.
1. Midira ao amin'ny Google
Play Store raha Android ny Finday ampiasainao ka tadiavo ny Whaff Reward. Raha iphone
kosa ny finday ampiasainao dia tadiavo ao amin'ny appstore ny hoe Whaff box.
2. Rehefa vita installation ao amin'ny Findainao ny application Whaff Reward, dia tsindrio ilay
menu "login facebook" izay ho hitanao avy eo amin'ny lafiny havanana
ambony. rehefa vita izay dia asainy miconnect ao amin'ny kaonty facebook nao
ianao ka midira toy ny mahazatra. Facebook irery ihany no lalana ahafana
miditra ao amin'ny kaonty Whaff
Reward
3. Rehefa vita izay dia
asainy ianao hampiditra ny kode referral avy amin'izay olona nanasa anao. Raha
mbola tsy manana izany ianao dia azonao atao ny mampiditra ny kode referral ko: CB10045
Kode referral Whaff:
Tsy maintsy ampidirina ilay
kode referral (CB10045) mba hahazoanao bonus 0.3 dollar. Io
no bonus voalohany omen’ny Whaff anao ka raha tsy mampiditra an’io kode
referral io ianao dia mazava ho azy fa tsy hahazo bonus 0.3 dollar. Rehefa
tafiditra soa aman-tsara ilay kode referral eo ambony dia tsindrio ny Ok.
Fomba fahazoana vola avy amin’ny Whaff Reward:
Betsaka ireo tolotra omen’ny
Whaff mba hahazoanao vola, toy izany ny “pick whaff” sy ny “pick premium”.
Amin’ny ankapobeny dia asainy
mi telecharge application hafa ianao ka arakaraka ny habetsak’ireo application
notelechargenao no vola ho azonao.
Zarainy toy izao matetika ny
application omeny anao:
Daily Play: vola homen’ny Whaff anao isakin’ny manokatra an’ilay application
nomeny anao teo ambony ianao (farafahakeliny indray mandeha isan’andro)
mandritra ny fotoana voafetra (2, 3 – 35 andro).
Daily Play Finish: vola ho azonao rehefa vita avokoa ny mission nasain’ny whaff
ataonao avy amin’ilay application nasainy notelechargenao teo ambony. Raha 2, 3
– 35 andro ny mission nangatahan’ny whaff aminao mba hampiasanao an io
application io dia tsy maintsy teherizinao ao anatin’ny findainao mandritra ny
2, 3 – 35 andro izany ilay application izay vao tokony ho fafaina.
Daily Reward: vola omen’ny whaff anao raha toa ka nahatoky na tsy nofafainao
avy tao anatin’ny findainao ilay application nomeny anao teo ambony.
Manomboka avy 0.01 dollar ka
hatramin’ny 1 dollar eo ho eo matetika ny vola omen’ny whaff raha mi telecharge application iray (arakaraka
ny vesatr’ilay application). Izay vola azo avy amin’ireo mission voatanisa teo
ambony ireo no ho lasa Saldo whaff ho hitanao ao amin’ny kaontinao. Rehefa
mahafeno 10 dollar kosa ny saldo ao amin’ny kaonty whaff nao izay vao ho azo
alaina.
Fomba fakana ireo vola azo
avy tao amin’ny Whaff Reward:
1. Assurevo aloha fa mahafeno
10 dollar ny saldo ao amin’ny kaonty whaff nao.
2. Sokafy ilay application Whaff Reward ka trindrio
ny Payout Request.
3. Safidio izay fomba fakana
vola metimety aminao (PayPal,Facebook Gift Card, Google Play Gift Card, itunes, sns ...)
Fomba fakana vola vitsivitsy azo isafidianana:
4. Rehefa vita ny fangatahana
fisarihana vola nataonao dia miandrasa 3 – 5 andro (business day) fa tsy
maintsy halefany ny volanao.
Raha PayPal ny fomba fakana vola
nosafidinao dia misy porofo eo amin’ity sary manaraka ity:
Vola haingana avy amin’ny
kode referral :
Mety ho sarontsika amintsika
izay monina sy mipetraka eto Madagasikara ny hamita ireo mission angatahan’ny
whaff ireo nohon’ny vidin’ny connection internet izay lafo dia lafo tokoa, raha
tsy hoe angaha mampiasa wifi an-trano ianao. Na izany aza anefa dia azo atao tsara
ny mahazo vola avy amin’ny whaff raha mahazo namana betsaka afaka hampiasa ny kode
referral nao ianao.
Isakin’ny mahavoatarika olona
1 ianao (Olona 1 izay nampiditra ny kode referral nao) dia hahazo 0.3 dollar.
Raha atao hoe nahavoatarika olona 10 ianao tao anatin’indray andro, dia hahazo
3 dollar. Raha ataontsika hoe olona 33 isan’andro kosa ny voatarikao dia 10
dollar isan’andro ny vola ho azonao.
Izay aloha no azo ambara
androany fa dia bonne chance daholo ary e!
Aza adino ny mametraka
commentaire raha misy tsy mazava na fanontaniana! Misaotra anao nitsidika teto
amin’ity blog ity.

